-
2 Tantara 6:26, 27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
26 “Raha mihidy ny lanitra ka tsy misy orana+ satria nanota taminao foana izy ireo,+ nefa mivavaka manandrify an’ity toerana ity izy ary manome voninahitra ny anaranao sady miala amin’ny fahotany, satria nataonao izay hahatonga azy hanetry tena,*+ 27 dia enga anie ianao hihaino any an-danitra any, ka hamela ny fahotan’ny mpanomponao, dia ny an’ny Israely vahoakanao, ary hanoro azy ny lalana tsara tokony halehany!+ Ary andatsaho orana+ ny taninao izay nomenao ho lovan’ny vahoakanao.
-