10 Nanao famantarana sy fahagagana àry ianao mba hanasaziana an’i Farao sy ny mpanompony rehetra ary ny olon-drehetra tao amin’ny taniny.+ Fantatrao mantsy fa nataony tsinontsinona+ ny razambenay. Dia nataonao nalaza ny anaranao, ary mbola malaza ilay izy hatramin’izao.+