Eksodosy 7:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Izaho kosa hamela an’i Farao* hiziriziry amin’ny heviny,+ ka hampitomboiko ny isan’ny famantarana sy fahagagana hataoko eto Ejipta.+ Deoteronomia 6:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Koa nanao famantarana sy fahagagana lehibe i Jehovah mba handripahana an’i Ejipta+ sy Farao ary ny ankohonany manontolo, ary hitan’ny masontsika mihitsy izany.+
3 Izaho kosa hamela an’i Farao* hiziriziry amin’ny heviny,+ ka hampitomboiko ny isan’ny famantarana sy fahagagana hataoko eto Ejipta.+
22 Koa nanao famantarana sy fahagagana lehibe i Jehovah mba handripahana an’i Ejipta+ sy Farao ary ny ankohonany manontolo, ary hitan’ny masontsika mihitsy izany.+