1 Mpanjaka 3:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 dia hotanterahiko izany fangatahanao izany.+ Homeko fo hendry sy fahaiza-misaina ianao,+ ka tsy nisy hoatr’anao mihitsy tany alohanao ary tsy hisy hoatr’anao intsony koa.+ 1 Mpanjaka 10:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Nanan-karena+ sy hendry+ noho ny mpanjaka rehetra teto an-tany àry i Solomona Mpanjaka. Salamo 72:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
12 dia hotanterahiko izany fangatahanao izany.+ Homeko fo hendry sy fahaiza-misaina ianao,+ ka tsy nisy hoatr’anao mihitsy tany alohanao ary tsy hisy hoatr’anao intsony koa.+