-
2 Tantara 6:34, 35Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
34 “Raha mandeha miady amin’ny fahavalony any amin’ny lalana andefasanao azy ny vahoakanao,+ ka mivavaka+ aminao manandrify an’ity tanàna nofidinao ity sy ny trano naoriko ho an’ny anaranao,+ 35 dia henoy any an-danitra any ny vavaka ataony sy ny fitalahoany famindram-po, ka ataovy izay hitanao fa rariny mba hanampiana azy ireo.+
-