-
1 Mpanjaka 8:44, 45Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
44 “Raha mandeha miady amin’ny fahavalony any amin’ny lalana andefasanao azy ny vahoakanao,+ ka mivavaka+ amin’i Jehovah manandrify ny tanàna nofidinao+ sy ny trano naoriko ho an’ny anaranao,+ 45 dia henoy any an-danitra any ny vavaka ataony sy ny fitalahoany famindram-po, ka ataovy izay hitanao fa rariny mba hanampiana azy ireo.
-