FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 51:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Efa meloka ho nanao fahadisoana aho raha vao teraka.

      Ary efa mpanota aho raha vao niforona tao an-kibon-dreniko.*+

  • Salamo 130:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Raha mitsingoloka ny fahadisoanay ianao,* ry Jah* ô,

      Dia iza aminay no hahajoro,+ Jehovah ô?

  • Mpitoriteny 7:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Romanina 3:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Fa samy efa nanota ny olona rehetra ka tsy mahatratra* ny voninahitr’Andriamanitra.+

  • 1 Jaona 1:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Raha miteny isika hoe: “Tsy mpanota isika”, dia mamita-tena+ sady tsy ao am-pontsika ny fahamarinana.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara