2 Tantara 6:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 “Andriamanitro ô, enga anie ny masonao hijery, ary ny sofinao hihaino tsara ny vavaka atao eto amin’ity* toerana ity!+ 2 Tantara 16:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Salamo 132:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Fa efa nifidy an’i Ziona i Jehovah;+Te hipetraka ao izy,+ ka niteny hoe:
40 “Andriamanitro ô, enga anie ny masonao hijery, ary ny sofinao hihaino tsara ny vavaka atao eto amin’ity* toerana ity!+