2 Tantara 36:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Dia nodorany ny tranon’ilay tena Andriamanitra,+ ary noravany ny mandan’i Jerosalema.+ Nodorany koa ny tilikambo voaro mafy rehetra teo aminy, ary nopotehiny ny zava-tsarobidy rehetra.+ Isaia 64:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Masina sady be voninahitra* ilay tranonay,*Dia tao ny razambenay no nidera anao.Kilan’ny afo+ anefa ilay izy,Ary ravarava ny zava-drehetra tianay.
19 Dia nodorany ny tranon’ilay tena Andriamanitra,+ ary noravany ny mandan’i Jerosalema.+ Nodorany koa ny tilikambo voaro mafy rehetra teo aminy, ary nopotehiny ny zava-tsarobidy rehetra.+
11 Masina sady be voninahitra* ilay tranonay,*Dia tao ny razambenay no nidera anao.Kilan’ny afo+ anefa ilay izy,Ary ravarava ny zava-drehetra tianay.