22 Dia nihinana sy nisotro teo anatrehan’i Jehovah izy ireo tamin’iny andro iny sady faly be.+ Ary nambaran’izy ireo fanindroany hoe mpanjaka i Solomona, zanak’i Davida Mpanjaka, ka nohosoran’izy ireo indray teo anatrehan’i Jehovah mba ho mpitarika.+ Nohosoran’izy ireo ho mpisorona koa i Zadoka.+