FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 12:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Dia any ianareo sy ny ankohonanareo no hihinana eo anatrehan’i Jehovah Andriamanitrareo+ sy hifaly amin’izay rehetra hataonareo,+ satria efa notahin’i Jehovah Andriamanitrareo ianareo.

  • 2 Tantara 7:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Dia nalefany nody ny vahoaka tamin’ny andro faha-23 amin’ny volana fahafito. Faly+ sy ravoravo erỳ ny fon’izy ireo, noho ny soa rehetra nataon’i Jehovah tamin’i Davida sy Solomona ary ny Israely vahoakany.+

  • Nehemia 8:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Dia lasa daholo ny olona nihinana sy nisotro ary nanatitra sakafo ho an’izay tsy nanana. Faly be mihitsy izy ireo+ satria azony tsara izay nohazavaina taminy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara