-
Deoteronomia 12:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Fa eo anatrehan’i Jehovah Andriamanitrao, eo amin’ilay toerana hofidin’i Jehovah Andriamanitrao, ianao no tsy maintsy hihinana an’izany,+ dia ianao sy ny zanakao lahy, ny zanakao vavy, ny mpanompolahinao, ny mpanompovavinao, ary ny Levita ao an-tanànanao.* Dia hifaly eo anatrehan’i Jehovah Andriamanitrao ianao amin’izay rehetra hataonao.
-
-
Salamo 32:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Mifalia amin’i Jehovah ianareo olo-marina, ary miravoravoa;
Mihobia ianareo rehetra mahitsy fo.
-
-
Filipianina 4:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Mifalia foana noho ny amin’ny Tompo. Averiko ihany hoe: Mifalia!+
-