Salamo 64:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Hifaly amin’i Jehovah ny olo-marina, ka hialoka aminy;+Hiravoravo* daholo ny mahitsy fo. 1 Tesalonianina 5:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Mifalia foana.+