FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 8:7-10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ary mbola nisy sisa tavela ny Hetita, ny Amorita, ny Perizita, ny Hivita, ary ny Jebosita,+ izay samy tsy anisan’ny Israely.+ 8 Mbola tavela teo amin’ilay tany ny taranak’izy ireny fa tsy naripaky ny Israelita,+ ka nampanaovin’i Solomona asa an-terivozona hatramin’izao.+ 9 Ny Israelita kosa tsy nisy nataon’i Solomona andevo,+ fa izy ireo no miaramilany, lehiben’ny manamboninahitra lefitra, lehiben’ny mpitondra kalesiny, ary lehiben’ny mpitaingin-tsoavaly.+ 10 Nisy 250 lahy ny mpiadidy ny lehibem-paritr’i Solomona Mpanjaka. Mpanara-maso an’ireo olona nanao an’ilay asa izy ireo.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara