1 Mpanjaka 3:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Henon’ny Israely rehetra àry ilay didim-pitsarana navoakan’ny mpanjaka, ka natahotra azy izy ireo.+ Hitan’izy ireo mantsy fa nomen’Andriamanitra fahendrena izy mba hahay hampihatra ny rariny.+ Mpitoriteny 12:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
28 Henon’ny Israely rehetra àry ilay didim-pitsarana navoakan’ny mpanjaka, ka natahotra azy izy ireo.+ Hitan’izy ireo mantsy fa nomen’Andriamanitra fahendrena izy mba hahay hampihatra ny rariny.+