2 Samoela 15:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Miaraka amin’izy ireo ny zanany roa lahy, dia i Ahimaza+ zanak’i Zadoka sy Jonatana+ zanak’i Abiatara. Dia asaivo ampitain’izy roa lahy atỳ amiko izay rehetra henonareo.” 2 Samoela 17:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Nijanona teo En-rogela+ i Jonatana+ sy Ahimaza,+ satria tsy sahy nankao an-tanàna sao dia misy mahita. Nisy mpanompovavy àry nandeha niresaka tamin’izy roa lahy. Izy roa lahy indray avy eo no lasa nampandre an’i Davida Mpanjaka.
36 Miaraka amin’izy ireo ny zanany roa lahy, dia i Ahimaza+ zanak’i Zadoka sy Jonatana+ zanak’i Abiatara. Dia asaivo ampitain’izy roa lahy atỳ amiko izay rehetra henonareo.”
17 Nijanona teo En-rogela+ i Jonatana+ sy Ahimaza,+ satria tsy sahy nankao an-tanàna sao dia misy mahita. Nisy mpanompovavy àry nandeha niresaka tamin’izy roa lahy. Izy roa lahy indray avy eo no lasa nampandre an’i Davida Mpanjaka.