FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 10:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ny zanakalahin’i Javana dia i Elisaha,+ Tarsisy,+ Kitima,+ ary Dodanima.

  • Salamo 72:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Handoa hetra ireo mpanjakan’i Tarsisy sy ny mpanjakan’ireo nosy.+

      Ary hanolotra fanomezana ireo mpanjakan’i Sheba sy ireo mpanjakan’i Seba.+

  • Ezekiela 27:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 “‘“Nanao raharaham-barotra taminao i Tarsisy+ satria nanan-karena be ianao.+ Natakalon’izy ireo volafotsy sy vy sy firapotsy ary firamainty ny entanao.+

  • Jona 1:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Niainga ho any Tarsisy anefa i Jona, satria te handositra an’i Jehovah. Nidina tany Jopa izy, ary nahita sambo ho any Tarsisy. Naloany àry ny saran-dalana dia niakatra tao amin’ilay sambo izy, mba ho any Tarsisy ka handositra an’i Jehovah.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara