2 Tantara 1:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ary nanangona kalesy sy soavaly* foana i Solomona. Nanana kalesy 1 400 sy soavaly* 12 000 izy.+ Nataony tao amin’ny tanàna fanatobiana kalesy+ sy tany Jerosalema tany akaikin’ny mpanjaka ireo.+ 2 Tantara 9:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Ary nanana tranon-tsoavaly 4 000, sy kalesy, ary soavaly* 12 000 i Solomona.+ Nataony tao amin’ny tanàna fanatobiana kalesy sy tany Jerosalema tany akaikin’ny mpanjaka ireo.+
14 Ary nanangona kalesy sy soavaly* foana i Solomona. Nanana kalesy 1 400 sy soavaly* 12 000 izy.+ Nataony tao amin’ny tanàna fanatobiana kalesy+ sy tany Jerosalema tany akaikin’ny mpanjaka ireo.+
25 Ary nanana tranon-tsoavaly 4 000, sy kalesy, ary soavaly* 12 000 i Solomona.+ Nataony tao amin’ny tanàna fanatobiana kalesy sy tany Jerosalema tany akaikin’ny mpanjaka ireo.+