2 Samoela 7:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Rehefa tapitra ny andronao+ ka hodimandry any amin’ny razambenao ianao, dia hotendreko ho mpanjaka handimby anao ny taranakao, dia ny zanakao lahy.* Ary hataoko mafy orina ny fanjakany.+ 2 Samoela 7:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Izaho ho rainy, ary izy ho zanako.+ Rehefa manao fahadisoana izy, dia hanariko* ka hokapohiko hoatran’ny fanaon’ny zanak’olombelona.*+
12 Rehefa tapitra ny andronao+ ka hodimandry any amin’ny razambenao ianao, dia hotendreko ho mpanjaka handimby anao ny taranakao, dia ny zanakao lahy.* Ary hataoko mafy orina ny fanjakany.+
14 Izaho ho rainy, ary izy ho zanako.+ Rehefa manao fahadisoana izy, dia hanariko* ka hokapohiko hoatran’ny fanaon’ny zanak’olombelona.*+