15 Ireto avy no nasain’i Solomona Mpanjaka namboarin’ireo voantso hanao fanompoana ho an’ny mpanjaka:+ Ny tranon’i Jehovah,+ ny tranony,* ny Havoana,*+ ny mandan’i Jerosalema, i Hazora,+ Megido,+ ary Gazera.+
24 Fa niakatra avy tao amin’ny Tanànan’i Davida+ kosa ny zanakavavin’i Farao,+ ka nankany amin’ilay trano naorin’i Solomona ho azy. Nanorina ny Havoana*+ i Solomona taorian’izay.