9 Dia nanorim-ponenana tao amin’ilay tanàna voaro mafy i Davida. Ary nantsoina* hoe Tanànan’i Davida izy io. Nanorina manda sy trano hafa teo amin’ilay Havoana*+ sy tao an-tanàna+ izy.
20 Niray tetika hamely an’i Joasy anefa ny mpanompony,+ ka namono azy tao amin’ilay trano teo amin’ny Havoana,*+ teo amin’ny lalana midina ho any Sila.