FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 5:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Dia nanorim-ponenana tao amin’ilay tanàna voaro mafy i Davida. Ary nantsoina* hoe Tanànan’i Davida izy io. Nanorina manda sy trano hafa teo amin’ilay Havoana*+ sy tao an-tanàna+ izy.

  • 1 Mpanjaka 9:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ireto avy no nasain’i Solomona Mpanjaka namboarin’ireo voantso hanao fanompoana ho an’ny mpanjaka:+ Ny tranon’i Jehovah,+ ny tranony,* ny Havoana,*+ ny mandan’i Jerosalema, i Hazora,+ Megido,+ ary Gazera.+

  • 1 Mpanjaka 9:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Fa niakatra avy tao amin’ny Tanànan’i Davida+ kosa ny zanakavavin’i Farao,+ ka nankany amin’ilay trano naorin’i Solomona ho azy. Nanorina ny Havoana*+ i Solomona taorian’izay.

  • 2 Tantara 32:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Dia tena vonona hanohy an’ilay asa koa izy, ka nanorina indray an’izay rava rehetra tamin’ilay manda, sy nanisy tilikambo teny amboniny. Nanao manda hafa teny ivelany koa izy, sady nanamboatra an’izay simba tamin’ilay Havoana*+ teo amin’ny Tanànan’i Davida. Nanao fitaovam-piadiana* sy ampinga be dia be koa izy.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara