FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 6:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Tiavo i Jehovah Andriamanitrao amin’ny fonao manontolo sy ny tenanao manontolo+ ary ny herinao manontolo.*+

  • 2 Mpanjaka 20:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 “Mitalaho aminao aho, Jehovah ô! Mba tsarovy re aho fa tsy nivadika taminao e, sady nanompo anao tamin’ny foko manontolo! Nanao izay tsara teo imasonao koa aho.”+ Dia nitomany be izy.

  • 2 Mpanjaka 23:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Nijoro teo akaikin’ny andry ny mpanjaka, ary nanao* fifanekena teo anatrehan’i Jehovah+ hoe hankatò an’i Jehovah sady hanaraka ny didiny sy ny fampahatsiahivany ary ny lalàny amin’ny fony manontolo sy ny tenany manontolo, ka hanatanteraka an’izay voalazan’ilay fifanekena voasoratra tao amin’ilay boky. Dia nanaiky an’ilay fifanekena+ ny vahoaka rehetra.

  • 2 Tantara 17:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ary nanampy an’i Josafata foana i Jehovah. Nanao hoatran’izay nataon’i Davida+ razambeny mantsy izy sady tsy nitady an’ireo Bala.

  • Matio 22:37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara