Genesisy 49:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Tsy hiala amin’i Joda mihitsy ny tehim-panjakana,+ ary tsy hiala eo anelanelan’ny tongony ny tehim-pahefana, mandra-pahatongan’i Silo.*+ Dia hankatò an’i Silo ny firenena rehetra.+ Isaia 11:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hisy rantsana+ hitsiry avy amin’ny foto-kazon’i Jese,+Ary hisy tsimoka+ hipoitra avy amin’ny fakany ka hamoa. Lioka 1:32, 33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
10 Tsy hiala amin’i Joda mihitsy ny tehim-panjakana,+ ary tsy hiala eo anelanelan’ny tongony ny tehim-pahefana, mandra-pahatongan’i Silo.*+ Dia hankatò an’i Silo ny firenena rehetra.+
11 Hisy rantsana+ hitsiry avy amin’ny foto-kazon’i Jese,+Ary hisy tsimoka+ hipoitra avy amin’ny fakany ka hamoa.