FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Rota 4:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Ary nanome anarana an’ilay zaza ireo vehivavy mpiara-monina taminy, sady niteny hoe: “Zazalahy no teraka ho an’i Naomy.” Dia nataon’izy ireo hoe Obeda+ ny anarany. Izy no rain’i Jese,+ rain’i Davida.

  • 1 Samoela 17:58
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 58 Dia hoy i Saoly taminy: “Zanak’iza ianao, anaka?” Ary hoy i Davida: “Zanak’i Jese+ Betlehemita+ mpanomponao.”

  • Matio 1:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 1 Ny boky mirakitra ny tantaran’i* Jesosy Kristy,* zanak’i Davida,+ zanak’i Abrahama:+

  • Matio 1:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Jese niteraka an’i Davida+ Mpanjaka;

      Davida niteraka an’i Solomona+ tamin’ny vadin’i Oria;

  • Lioka 3:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Lioka 3:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Davida zanak’i Jese,+

      Jese zanak’i Obeda,+

      Obeda zanak’i Boaza,+

      Boaza zanak’i Salmona,+

      Salmona zanak’i Nasona,+

  • Asan’ny Apostoly 13:22, 23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Ary rehefa nesoriny i Saoly, dia notendreny ho mpanjakan’izy ireo i Davida.+ Izao no nambarany momba azy: ‘Nahita an’i Davida zanak’i Jese+ aho. Lehilahy sitraky ny foko izy,+ ary hanao an’izay rehetra tiako.’ 23 Avy tamin’ny taranak’izany lehilahy izany no nanomezan’Andriamanitra mpamonjy ho an’ny Israely. Tsy iza izany fa i Jesosy, araka ny efa nampanantenainy.+

  • Romanina 15:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Hoy koa i Isaia: “Hisy fakan’i Jese+ hitsangana ka hitondra firenena,+ ary izy no hantenain’ireny firenena ireny.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara