12 Rehefa tapitra ny andronao+ ka hodimandry any amin’ny razambenao ianao, dia hotendreko ho mpanjaka handimby anao ny taranakao, dia ny zanakao lahy.* Ary hataoko mafy orina ny fanjakany.+
68 “Hoderaina anie i Jehovah,* Andriamanitry ny Israely,+ noho izy nitsinjo sy nanafaka ny vahoakany!+69 Ary nanangana tandroka famonjena*+ ho antsika tao amin’ny taranak’i Davida mpanompony+ izy,