FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 1:48
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 48 Ary izao no nolazain’ny mpanjaka: ‘Hoderaina anie i Jehovah Andriamanitry ny Israely, fa nanome olona hipetraka eo amin’ny seza fiandrianako izy androany, sady navelany hahita an’izany ny masoko!’”

  • Salamo 41:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Enga anie i Jehovah Andriamanitry ny Israely hoderaina

      Mandrakizay doria!*+

      Amena! Amena!

  • Salamo 72:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Hoderaina anie i Jehovah Andriamanitra, ilay Andriamanitry ny Israely!+

      Izy irery ihany no manao zava-mahagaga.+

  • Salamo 106:48
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 48 Enga anie i Jehovah Andriamanitry ny Israely hoderaina

      Mandrakizay doria!*+

      Ary aoka ny olona rehetra hilaza hoe: “Amena!”*

      Derao i Jah!*

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara