FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Tantara 29:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Dia nidera an’i Jehovah teo anatrehan’ny fiangonana manontolo i Davida, ka hoy izy: “Ry Jehovah Andriamanitr’i Israely razambenay ô, hoderaina mandrakizay doria* anie ianao!

  • Salamo 41:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Enga anie i Jehovah Andriamanitry ny Israely hoderaina

      Mandrakizay doria!*+

      Amena! Amena!

  • Lioka 1:68
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 68 “Hoderaina anie i Jehovah,* Andriamanitry ny Israely,+ noho izy nitsinjo sy nanafaka ny vahoakany!+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara