Salamo 111:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Nanavotra ny vahoakany izy.+ צ [Tsade] Namoaka didy izy hoe haharitra mandrakizay ilay fifanekena nataony. ק [Kôfa] Masina sy mendrika hatahorana+ ny anarany. Lioka 7:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary raiki-tahotra ny rehetra, dia nanome voninahitra an’Andriamanitra ka nilaza hoe: “Mpaminany lehibe no efa tonga eto amintsika”,+ sy hoe: “Nitsinjo ny vahoakany Andriamanitra.”+
9 Nanavotra ny vahoakany izy.+ צ [Tsade] Namoaka didy izy hoe haharitra mandrakizay ilay fifanekena nataony. ק [Kôfa] Masina sy mendrika hatahorana+ ny anarany.
16 Ary raiki-tahotra ny rehetra, dia nanome voninahitra an’Andriamanitra ka nilaza hoe: “Mpaminany lehibe no efa tonga eto amintsika”,+ sy hoe: “Nitsinjo ny vahoakany Andriamanitra.”+