-
Deoteronomia 18:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Hanendry mpaminany ho anao i Jehovah Andriamanitrao, dia mpaminany hoatr’ahy, avy eo amin’ny rahalahinao. Henoy izy.+
-
-
Jaona 4:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Dia hoy ilay vehivavy: “Tena mpaminany+ ianao, tompoko.
-
-
Jaona 6:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Rehefa hitan’ny olona ny famantarana nataon’i Jesosy, dia hoy izy ireo: “Io mihitsy ilay Mpaminany ho tonga amin’izao tontolo izao.”+
-
-
Jaona 7:40Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
40 Rehefa naheno an’izany ny olona sasany tao amin’ilay vahoaka, dia niteny hoe: “Tena io mihitsy Ilay Mpaminany!”+
-