-
Isaia 6:2, 3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Nisy serafima nijoro teo amboniny. Samy nanana elatra enina avy izy ireo,* ka ny roa nanaronany ny tarehiny, ny roa nanaronany ny tongony, ary ny roa nanidinany.
3 Ary niteny mafy tamin’ny iray ny anankiray hoe:
“Masina, masina, masina i Jehovah Tompon’ny tafika!+
Feno ny voninahiny ny tany manontolo.”
-