-
Ezekiela 10:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Raha iny mbola nijery iny aho, dia nahita kodiarana efatra teo akaikin’ireo kerobima. Samy nisy kodiarana iray teo akaikin’ny kerobima tsirairay. Namirapiratra hoatran’ny vato krizolita ny fahitako an’ireo kodiarana.+
-
-
Ezekiela 10:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Feno maso daholo ny vatan’ireo kerobima ireo manontolo, ny lamosiny, ny tanany, ny elany, ary ireo kodiarana, izany hoe ny kodiarana teo akaikin’izy efatra.+
-