FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 9:29-31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Ary tsy efa voasoratra ao amin’ny asa soratr’i Natana+ mpaminany sy ny faminanian’i Ahia+ Silonita ve ny sisa amin’ny tantaran’i Solomona,+ hatramin’ny voalohany ka hatramin’ny farany? Tsy efa voasoratra ao amin’ny boky mirakitra ny fahitana hitan’i Ido+ koa ve izany? Mpahita fahitana i Ido, ary nahita fahitana momba an’i Jeroboama+ zanak’i Nebata izy. 30 Nanjaka 40 taona tany Jerosalema, teo amin’ny Israely rehetra, i Solomona. 31 Dia nodimandry any amin’ny razambeny izy, ka nalevina tao amin’ny Tanànan’i Davida rainy.+ Ary i Rehoboama zanany no nanjaka nandimby azy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara