FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 11:30, 31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Dia nesorin’i Ahia ilay akanjo vaovao nanaovany, ka norovidrovitiny ho 12. 31 Ary hoy izy tamin’i Jeroboama:

      “Makà folo ho anao, fa izao no nolazain’i Jehovah Andriamanitry ny Israely: ‘Hendahako tsy ho eo an-tanan’i Solomona ny fanjakana, ka homeko foko folo ianao.+

  • 1 Mpanjaka 14:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Hoy àry i Jeroboama tamin’ny vadiny: “Mba mitsangàna, azafady, ary mody manaova olon-kafa mba tsy ho fantatry ny olona hoe vadiko ianao, dia mandehana any Silo. Any mantsy i Ahia mpaminany. Izy ilay nilaza tamiko hoe ho mpanjakan’ity firenena ity aho.+

  • 1 Mpanjaka 14:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Vao henon’i Ahia ny famindran’ilay vehivavy tamin’izy niditra, dia hoy i Ahia: “Mandrosoa, ry vadin’i Jeroboama! Fa maninona ianao no mody manao olon-kafa? Nasaina hilaza hafatra henjana aminao aho.

  • 1 Mpanjaka 14:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Noho izany, dia hahatonga loza amin’ny ankohonan’i Jeroboama aho. Hofongorako* ny lehilahy rehetra* amin’ny ankohonany, anisan’izany ireo tsy misy mpiaro sy ireo osa eo amin’ny Israely. Ary hofafako tanteraka hoatran’ny famafa taim-biby ny ankohonan’i Jeroboama,+ mandra-paha-tsy hisy tavela azy ireo intsony!

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara