-
2 Tantara 10:5-7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Ary hoy izy tamin’izy ireo: “Miverena atỳ amiko rehefa afaka telo andro.” Dia lasa ny olona.+ 6 Ary nanontanian’i Rehoboama Mpanjaka ireo zokiolona* nanompo an’i Solomona rainy fony fahavelony hoe: “Ahoana no havaly ny vahoaka, araka ny hevitrareo?” 7 Dia hoy ireo zokiolona* taminy: “Raha tsara fanahy amin’ny vahoaka ianao, ka mampifaly azy sy manome valin-teny mahafa-po azy, dia hanompo anao foana ry zareo.”
-