FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 12:5-7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Dia hoy izy tamin’izy ireo: “Mandehana aloha, dia miverena atỳ amiko rehefa afaka telo andro.” Koa lasa ny olona.+ 6 Ary nanontanian’i Rehoboama Mpanjaka ireo zokiolona* nanompo an’i Solomona rainy fony fahavelony hoe: “Ahoana no havaly ny vahoaka, araka ny hevitrareo?” 7 Dia hoy ireo zokiolona* taminy: “Raha manompo ny vahoaka ianao ka manaiky an’izay angatahiny ary manome valin-teny mahafa-po azy, dia hanompo anao foana izy ireo.”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara