FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 10:12-15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Dia nankany amin’i Rehoboama i Jeroboama sy ny olona rehetra, tamin’ny andro fahatelo, araka ny tenin’ny mpanjaka hoe: “Miverena atỳ amiko amin’ny andro fahatelo.”+ 13 Teny henjana anefa no navalin’ny mpanjaka ny vahoaka. Tsy narahin’i Rehoboama Mpanjaka àry ny soso-kevitr’ireo zokiolona.* 14 Nanaraka ny soso-kevitr’ireo tovolahy izy, ka nilaza hoe: “Vao mainka hataoko mavesatra ny zioganareo ary mbola hampiako aza. Nanafay anareo tamin’ny karavasy tsotra ny raiko, fa izaho kosa hanafay anareo amin’ny karavasy misy zava-maranitra.” 15 Tsy nohenoin’ny mpanjaka àry ny vahoaka, satria ilay tena Andriamanitra no nahatonga an’izany,+ mba ho tanteraka ny teny nasain’i Jehovah nolazain’i Ahia+ Silonita tamin’i Jeroboama zanak’i Nebata.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara