14 Dia hoy i Absaloma sy ny lehilahy israelita rehetra: “Tsara noho ny torohevitr’i Ahitofela ny an’i Hosay Arkita!”+ Efa nanapa-kevitra mantsy i Jehovah hoe hataony izay tsy hanarahana ny torohevitr’i Ahitofela,+ na dia tsara aza ilay izy. Amin’izay i Jehovah ho afaka hanisy loza an’i Absaloma.+