FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 14:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Dia henon’i Abrama hoe lasa babo ilay havany.*+ Nangoniny àry ireo lehilahy voaofana hiady, dia ny mpanompony 318 izay teraka tao aminy. Dia nenjehin’izy ireo hatrany Dana+ ireny mpanjaka ireny.

  • Deoteronomia 34:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Dia niakatra avy eny amin’ny lemaka karakaina any Moaba i Mosesy ka nankany amin’ny Tendrombohitr’i Nebo,+ ho eo an-tampon’i Pisga,+ izay tandrifin’i Jeriko.+ Ary nasehon’i Jehovah azy ilay tany manontolo, hatrany Gileada ka hatrany Dana,+

  • Mpitsara 18:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Nantsoin’izy ireo hoe Dana ilay tanàna,+ araka ny anaran’i Dana rain’izy ireo, izay naterak’i Israely.+ Laisy anefa no anaran’izy io taloha.+

  • Mpitsara 20:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Dia nivoaka daholo ny Israelita rehetra avy any Dana+ ka hatrany Beri-sheba, ary ny avy any Gileada.+ Ary niara-nivory* teo anatrehan’i Jehovah tany Mizpa+ ny vahoaka manontolo.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara