1 Mpanjaka 12:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Nataon’i Jeroboama andro fety koa ny andro faha-15 amin’ny volana fahavalo, sahala amin’ny fety tany Joda.+ Ary nanolotra fanatitra ho an’ireo zanak’omby nataony izy, teo amin’ilay alitara nataony tao Betela.+ Tao koa izy no nanendry mpisorona ho an’ireo toerana avo namboariny. Amosa 3:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 ‘Fa amin’ny andro hanasaziako ny Israely noho izy nikomy* foana,+Dia hopotehiko koa ireo alitara ao Betela,+Ary hotapahiko ny tandroky ny alitara ka ho latsaka amin’ny tany.+
32 Nataon’i Jeroboama andro fety koa ny andro faha-15 amin’ny volana fahavalo, sahala amin’ny fety tany Joda.+ Ary nanolotra fanatitra ho an’ireo zanak’omby nataony izy, teo amin’ilay alitara nataony tao Betela.+ Tao koa izy no nanendry mpisorona ho an’ireo toerana avo namboariny.
14 ‘Fa amin’ny andro hanasaziako ny Israely noho izy nikomy* foana,+Dia hopotehiko koa ireo alitara ao Betela,+Ary hotapahiko ny tandroky ny alitara ka ho latsaka amin’ny tany.+