FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 23:15, 16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Narodany koa ilay alitara tao Betela sy ilay toerana avo nataon’i Jeroboama zanak’i Nebata, izay nahatonga ny Israely hanota.+ Rehefa avy narodany ilay alitara sy ilay toerana avo, dia nodorany ilay toerana avo ka notorotoroiny ho lasa vovoka. Nodorany koa ny tsato-kazo masina.*+

      16 Dia nitodika i Josia ka nahita an’ireo fasana teny an-tendrombohitra. Nasainy nalaina àry ny taolam-paty tao amin’izy ireny, ka nodorany teo ambonin’ilay alitara, mba tsy ho mendrika hampiasaina amin’ny fivavahana intsony ilay alitara. Dia tanteraka ny tenin’i Jehovah nambaran’ilay lehilahin’Andriamanitra, izay nilaza mialoha fa hitranga izany.+

  • 2 Tantara 34:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Nesorin’i Josia daholo avy eo ny zava-maharikoriko* tany amin’ny tanin’ny Israelita rehetra,+ ary nasainy nanompo an’i Jehovah Andriamaniny ny olona rehetra tany Israely. Tsy niala tamin’i Jehovah Andriamanitry ny razambeny izy ireo, nandritra ny androm-piainan’i Josia.*

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara