-
2 Mpanjaka 6:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Rehefa nidina nankeny amin’i Elisa ny Syrianina, dia nivavaka tamin’i Jehovah izy hoe: “Mba ataovy jamba+ re io firenena io e!” Nataony jamba àry izy ireo, araka ny fangatahan’i Elisa.
-