22 Dia hoy i Solomona Mpanjaka tamin-dreniny: “Fa maninona ianao no mangataka an’i Abisaga Sonemita ho an’i Adonia? Maninona raha angatahina ho azy koa ny fanjakana?+ Zokiko+ izy tsinona sady manohana azy i Abiatara mpisorona sy Joaba+ zanak’i Zeroia.”+