Nehemia 9:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 “Tsy nankatò anefa izy ireo, ary nikomy taminao+ sady tsy niraharaha ny Lalànao.* Novonoiny koa ny mpaminaninao, izay nampirisika azy hiverina aminao. Tena naniratsira anao izy ireo!+ Salamo 50:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ianao mantsy mankahala anatra,*Ary tsy raharahianao foana ny teniko.*+
26 “Tsy nankatò anefa izy ireo, ary nikomy taminao+ sady tsy niraharaha ny Lalànao.* Novonoiny koa ny mpaminaninao, izay nampirisika azy hiverina aminao. Tena naniratsira anao izy ireo!+