-
2 Tantara 11:20-22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Nanambady an’i Maka zafikelin’i Absaloma+ koa i Rehoboama. Tatỳ aoriana, dia niteraka an’i Abia+ sy Atahy sy Ziza ary Selomita taminy i Maka. 21 Tia an’i Maka zafikelin’i Absaloma mihoatra noho ny vadiny sy ny vadikeliny rehetra+ i Rehoboama. Naka vady 18 sy vadikely 60 mantsy izy, ka niteraka zazalahy 28 sy zazavavy 60. 22 I Abia zanak’i Maka àry no notendren’i Rehoboama ho lehiben’ireo rahalahiny sady mpitarika azy, satria tiany hatao mpanjaka izy.
-