1 Mpanjaka 15:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Lasa mpanjakan’ny Joda+ i Abiama tamin’ny taona faha-18 nanjakan’i Jeroboama+ Mpanjaka zanak’i Nebata. 2 Tantara 12:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Dia nodimandry any amin’ny razambeny i Rehoboama, ka nalevina tao amin’ny Tanànan’i Davida.+ Ary i Abia+ zanany no nanjaka nandimby azy. Matio 1:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Solomona niteraka an’i Rehoboama;+Rehoboama niteraka an’i Abia;Abia niteraka an’i Asa;+
15 Lasa mpanjakan’ny Joda+ i Abiama tamin’ny taona faha-18 nanjakan’i Jeroboama+ Mpanjaka zanak’i Nebata.
16 Dia nodimandry any amin’ny razambeny i Rehoboama, ka nalevina tao amin’ny Tanànan’i Davida.+ Ary i Abia+ zanany no nanjaka nandimby azy.