FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 7:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 “Fa izao kosa no hataonareo amin’ireny: Arodano ny alitarany, potipoteho ny tsangambatony masina,+ kapao ny tsato-kazony masina,*+ ary dory ny sary sokitra ivavahany.+

  • 2 Mpanjaka 18:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Tamin’ny taona fahatelo nanjakan’i Hosea+ zanak’i Elaha mpanjakan’ny Israely, no lasa mpanjaka i Hezekia+ zanak’i Ahaza+ mpanjakan’ny Joda.

  • 2 Mpanjaka 18:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Izy no nanala ny toerana avo+ sy namotipotika ny tsangambato masina ary nikapa ny tsato-kazo masina.*+ Nopotipotehiny koa ilay bibilava varahina nataon’i Mosesy.+ Mbola nandoro fanatitra mba hidona-tsetroka ho an’io bibilava io mantsy ny vahoakan’Israely hatramin’izany fotoana izany. Nantsoina hoe sampy bibilava varahina* ilay izy.

  • 2 Tantara 34:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • 2 Tantara 34:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Noravana teo imasony koa ny alitaran’ireo Bala. Dia narodany ny fandoroana emboka manitra teny ambonin’ireny. Nopotipotehiny ho lasa vovoka koa ny tsato-kazo masina* sy ny sary sokitra ary ireo sarivongana metaly,* ka nafafiny teny amin’ny fasan’ireo nanao sorona ho an’ireny.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara