FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 32:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Nampisafoaka* ahy tamin’izay tsy andriamanitra izy ireo,+

      Ary nampahatezitra ahy tamin’ny sampiny tsy misy dikany.+

      Koa hampiasa an’izay tsy vahoaka akory aho mba hahatonga azy ireo hialona,+

      Ary hampiasa firenena adaladala mba hampahatezitra azy.+

  • 1 Samoela 12:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • 2 Mpanjaka 17:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Nolaviny foana ny fitsipik’Andriamanitra, sy ny fifanekena+ nataony tamin’ny razambeny, ary ny fampahatsiahivana nomeny mba hampitandremana+ azy ireo. Ary nanompo sampy tsy misy dikany+ izy ireo, hoatran’ireo firenena nanodidina azy, ka lasa tsy nisy dikany+ koa. Efa nandidy azy ireo anefa i Jehovah mba tsy hanao toa an’ireny firenena ireny.+

  • Isaia 41:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Sandoka* daholo izy rehetra,

      Ary tsinontsinona ny zavatra ataony.

      Rivotra ihany ny sarivongana metaly* nataony sady tsisy dikany.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara