-
1 Mpanjaka 16:25Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
25 Nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah foana i Omry, ary nanao ratsy mihoatra noho izay rehetra talohany.+
-
-
2 Mpanjaka 3:1, 2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Lasa mpanjakan’ny Israely tany Samaria i Jorama+ zanak’i Ahaba, tamin’ny taona faha-18 nanjakan’i Josafata mpanjakan’ny Joda. Ary nanjaka 12 taona izy. 2 Nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah foana izy, nefa tsy hoatran’ny nataon’ny rainy na ny reniny. Mba nesoriny mantsy ilay tsangambato masin’i Bala, izay nataon-drainy.+
-