FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 16:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Hoatran’ny hoe tsy ampy azy ny nanao ny fahotana nataon’i Jeroboama+ zanak’i Nebata, fa mbola nanambady an’i Jezebela+ zanakavavin’i Etibala mpanjakan’ny Sidonianina+ koa izy. Ary lasa nanompo an’i Bala+ izy ka niankohoka teo anatrehany.

  • 2 Tantara 22:2, 3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Lasa mpanjaka i Ahazia tamin’izy 22 taona, ary nanjaka herintaona tany Jerosalema izy. Atalia+ no anaran-dreniny, ary zafikelin’i* Omry+ izy io.

      3 Nanao hoatran’izay nataon’ny ankohonan’i Ahaba+ koa izy, satria ny reniny no nanoro hevitra azy hanao ratsy.

  • Apokalypsy 2:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 “‘Na izany aza, dia izao no anomezako tsiny anao: Leferinao ilay vehivavy hoatran’i Jezebela.+ Mihambo ho mpaminanivavy izy sady mampianatra sy mamitaka ny mpanompoko hijangajanga*+ sy hihinana zavatra atao sorona ho an’ny sampy.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara